Washington DC, ๐Ÿ—“๏ธ 24 Aprily 2025
โœ…Nihaona taminโ€™ny ๐˜›๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜ˆ๐˜ง๐˜ณ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ eo anivonโ€™ny Tahirimbola iraisam-pirenena sy ireo tomponโ€™andraikitra mpiara-miasa aminy ny delegasiona malagasy.
๐ŸŽฏNiompana taminโ€™ny jeritodika mahakasika ireo tetikasa hiarahan’i Madagasikara miasa amin’ny Tahirimbola Iraisam-pirenena ny fihaonana ary famelabelarana ireo vinan’asam-pampandrosana ilain’i Madagasikara ihany koa.
๐Ÿ“Nisongadina taminโ€™ity fihaonana ity ny FEC sy FRD ka nambara fa tsy handringa ny fampandrosoana entina ary tsy maintsy miray lร lana hatrany ny fanatanterahana ireo tetikasa sy ny fiarovana ny tontolo iainana.
๐Ÿ‘‰Nanamafy hatrany ny fahavononany hanampy anโ€™i Madagasikara ny FMI nandritra ity fivoriana ity, ary tsiahivina fa vao tsy ela akory izay no nahavita ny iraka nanaovana ny fitsirihana fara-2 anโ€™ny FEC sy FRD izy ireo.
Date de publication : 28 avril 2025

Suivre d'autres actualitรฉs