๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฟ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐๐๐-๐๐ฅ๐ (2รจme revue): ๐ก๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐.


Nahazo fankatoavana (๐ฆ๐๐ฎ๐ณ๐ณ ๐๐ฒ๐๐ฒ๐น ๐๐ด๐ฟ๐ฒ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐) avy hatrany avy aminโny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI) i Madagasikara taorinโny iraka fitsirihana faharoa izao, araka ny fanambarana izany dia niarahanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ฏ๐ต๐ฐ๐ญ๐ฐ ๐๐ข๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐๐ฐ๐ท๐ข๐ช๐ฏ๐ซ๐ข๐ง๐บ, ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ฆ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ฐ๐ญ๐ข, ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฏ๐จ๐ฐ๐ท๐ฐ ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฌ๐ฐ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข๐ง๐ฐ, ny ๐๐ฐ๐ท๐ฆ๐ณ๐ฏ๐ฐ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ฌ๐บ ๐๐ฐ๐ช๐ฃ๐ฆ๐ฏโ๐ช ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ary ny ๐ญ๐ฆ๐ฉ๐ช๐ฃ๐ฆ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ช๐ณ๐ข๐ฌ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฉ๐ช๐ณ๐ช๐ฎ-๐ฃ๐ฐ๐ญ๐ข ๐ช๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข.

Fanaraha-maso ireo maso-tsivana napetraka taminโny desambra 2024 no natao nandritra ity fotoana ity ka nahazoana io ๐ฆ๐๐ฎ๐ณ๐ณ ๐๐ฒ๐๐ฒ๐น ๐๐ด๐ฟ๐ฒ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ io ary ny fandefasana ireo antontan-taratasy any aminโny Filankevim-pitantananโny Tahirim-bola iraisam-pirenena sisa no andrasana.

Misy karazany telo ireo antotan-taratasy ireo. Eo aminโny sehatry ny tontolo iainana dia ny namoahana Didim-panjakana miisa 02 (๐ฎ) ๐๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐บ๐ถ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ด๐ผ๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ (๐๐๐ ๐) ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ izay ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ต๐ฎ๐ปโ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐ฃ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ sy ny (๐ฏ) ๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ ๐๐๐๐.

Marihana moa fa efa roa taona izao tsy nisy izao fankatoavana avy hatrany ny fitsirahana izao ka izao no porofo fa miara-miasa tsara ny fitondram-panjakana sy ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI).
Date de publication : 16 avril 2025