Washington DC, ๐Ÿ—“๏ธ 21 Aprily 2025
๐Ÿ“Fivoriana fahatelo natrehan’ny delegasiona Malagasy ity fihaonana ity izay niarahana tamin’ny vondron’ny Afrique II ao amin’ny Banky Iraisam-pirenena ary mitondra ny lohahevitra : ย ยป ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฏ๐˜จ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ฐ ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฐ ๐˜ˆ๐˜ง๐˜ณ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข – ๐˜Œ๐˜ญ๐˜ข๐˜ณ๐˜จ๐˜ช๐˜ณ ๐˜ญโ€™๐˜ข๐˜ค๐˜ครจ๐˜ด ๐˜ข ๐˜ญโ€™๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜จ๐˜ช๐˜ฆ ๐˜ฆ๐˜ฏ ๐˜ˆ๐˜ง๐˜ณ๐˜ช๐˜ฒ๐˜ถ๐˜ฆ. ยซย 
๐Ÿ’กSamy nanaiky ireo rehetra nivory fa mbola ambany dia ambany ny tahan’ny mponina misitraka herinaratra raha ny eto Afrika no jerena.
__ ๐Ÿค Koa tsy maintsy miara-miasa ny firenena tsirairay ahafahana mampiakatra haingana io taha io, ary isan’izany ny tetikasa ยซย ๐— ๐—ถ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐Ÿฏ๐Ÿฌ๐Ÿฌย ยป. Nisy noho izany ny fifampizarana sy fifanakalozana mahakasika ny traikefan’ireo firenena izay nandray fitenenena amin’ny fanatanterahana ireo tetikasany izay efa vita na andalam-pahavitana.
๐ŸŽฏ Raha ho an’i Madagasikara manokana dia ny tetikasa Volobe sy Sahofika no tafiditra anatin’ity farany, izay hampisitraka herinaratra faritra maro eto an-toerana.
โ˜๏ธLaharam-pahamehana napetraky ny Filoha ihany koa izany satria andry iray iankinan’ny fampandrosoana ny fanana angovo ara-dalร na raha tsy hiteny afa-tsy ny fananganana orinasa izay hiteraka famoronana asa vaovao ary fanatsarร na ny farim-piainanโ€™ny mponina.
๐Ÿ‘‰ Marihana moa fa tao anatinโ€™izay rehetra izay dia nisy hatrany ny famporisihana ny rehetra aminโ€™ny fampiasana ny angovo azo havaozina.
Date de publication : 25 avril 2025

Suivre d'autres actualitรฉs