💦💧🌿Tanterahina ao amin’ny kianja Barea-Mahamasina ny 16-17-18 aprily 2025 ny « Herinandro nasionalin’ny Rano. Fotoana anamafisana ny maha-zava-dehibe ny rano sy ny fiaraha-mientana amin’ny fitantanana maharitra azy.💧🌳
💦🌱Manasa antsika hitsidika ny tranohevan’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy.🏡
Date de publication : 22 avril 2025

Suivre d'autres actualités