๐๐ค Madagasikara sy ny Banky Iraisam-pirenena : Fiara-miasa ho aminโny Fampandrosoana Lovainjafy sy ny Fiarovana ny Tontolo Iainanav
Dรฉveloppement durableEnvironnement


๐ด๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ 9 ๐๐๐๐๐๐ฆ 2025 โ Tetikasa maro misandrahaka amina seha-pampandrosoana isan-karazany no iarahanโi ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ sy ny ๐๐ฎ๐ป๐ธ๐ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ manatanteraka ahafahana mitondra ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ eto amintsika. Nisy arakโizany ny atrikasa nanaovana tombana ireo tetikasa iarahanโi Madagasikara sy ny Banky iraisam-pirenena ireo.


Nandray anjara taminโity atrikasa ity ny solontenanโny mpikambana eo anivonโny Governemanta ka anisanโizany ny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (MEDD), Andriamatoa
Max Andonirina Fontaine.


Eo aminโny sehatry ny tontolo iainana dia tetikasa iray misongadina iarahanโny ๐ ๐๐๐ aminโny ๐๐ฎ๐ป๐ธ๐ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ny Fandaharanasa ๐ฃ๐ฅ๐-๐๐ na ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐ฅ๐ฒฬ๐ฑ๐๐ฐ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ๐ ๐๐บ๐ถ๐๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐๐๐ถ๐ฎ๐น๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ, izay mampiasa ny ๐ฟ๐ผ๐ต๐ถ๐ณ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฅ๐๐๐+. Avy aminโity fandaharanasa PRE-AA ity no nahafahanโi Madagasikara nanatanteraka ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ ary efa ao anaty kitapom-bolam-panjakana ny ampahany voalohany aminโizany, izay ampiasaina hanantanterahana asa mivaingana ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐น๐ผ๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐ถ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ป๐ ny ampahany betsaka aminโizany.
Date de publication : 14 avril 2025