par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 7, 2025
Anisan’ireo faritra mizaka ny vokadratsin’ny fiovan’ny toetrandro ny faritra Menabe. Lasibatra ao anatin’izany ny moron-dranomasina izay efa velaran-tany maro no lasa natelin’ny ranomasina. Zava- dehibe ho an’ny Faritra arak’izany...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
Face aux défis du changement climatique et de la déforestation, Madagascar et la République du Congo renforcent leur coopération pour la protection de l’environnement. Le 3 mars 2025, à l’occasion de la Journée africaine de l’Environnement et de la Journée Wangari...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
Loza mitatao ho an’ny tontolo iainana an-dranomasina ny fandotoana ateraky ny fako indrindra ny fako plastika. Entina misoroka izany dia nifamotoana nanatanterana fanadiovana ny moron-dranomasina ao amin’ny kaominina Manompana – Faritra Analanjirofo...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
« Ny famatsiam-bola hiarovana ny fiainana dia : miasa ho an’ny zanak’olombelona sy ny planeta ». Ny fivoriana faha-68 ny Firenena mikambana notanterahina ny 20 desambra 2013 no nanambarana fa ny andron’ny 3 martsa dia natokana ho « Andro maneran-tany...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 28, 2025
𝗩𝗼𝗮𝘁𝗲𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗵𝗼 𝗗𝗶𝗿𝗲𝗰𝘁𝗲𝘂𝗿 𝗱’𝗮𝗽𝗽𝘂𝗶 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗽𝗿𝗼𝗺𝗼𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗰𝗼𝗻𝗼𝗺𝗶𝗲 𝗩𝗲𝗿𝘁𝗲 𝗲𝘁 𝗕𝗹𝗲𝘂𝗲 (#DEVB) eto anivon’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra notanterahina ny 26 febroary 2025 teo 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮...