par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 20, 2025
Anisan’ireo paikady entina miady amin’ny doro tanety sy ny doro ala ny fanamafisana ny serasera sy ny fanabeazana ny tsirairay amin’ny fikajiana ny tontolo iainana. Niara-namolavola fitaovan-tserasera entina manatanteraka fanentanana eny ifotony arak’izany ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 20, 2025
Tetikasa iarahan’ny 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗞𝗮𝘁𝗼𝗹𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 #MEDD ny tetikasa 𝗗𝗶𝗼𝘀𝗲𝘇𝘆 𝗺𝗮𝗶𝘁𝘀𝗼 izay hifantoka manokana amin’ny fanatanterahana 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮. Ao anatin’izao vanim-potoana...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 19, 2025
Le gouvernement lance un projet de mise en concession des parcs nationaux, visant à promouvoir un écotourisme durable et haut de gamme. Ce projet, mené par le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗗𝘂𝗿𝗮𝗯𝗹𝗲 (𝗠𝗘𝗗𝗗), 𝗹𝗲 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝘂 𝗧𝗼𝘂𝗿𝗶𝘀𝗺𝗲 𝗲𝘁 𝗱𝗲...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Fév 19, 2025
𝟭𝟳 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱 – 𝗛𝗼̂𝘁𝗲𝗹 𝗖𝗮𝗿𝗹𝘁𝗼𝗻 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 – Nanatanteraka tatitra mahakasika ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara tamin’ireo fivoriambe iraisam-pirenena #COP ao anatin’ny Fifanarahan’i Rio ireo delegasiona nandray anjara tamin’izany izay notarihan’Andriamatoa...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 24, 2025
Mahajanga, le 24 janvier 2025 – Le programme AFR100/BMZ-FAO a été officiellement lancé à Mahajanga, marquant une avancée majeure pour la restauration des paysages et la résilience climatique à Madagascar. Ce programme de quatre ans (2024-2027) est financé par le...