par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 10, 2025
Ny faritra Boeny dia iray amin’ireo faritra mamokatra karazana hazandrano maro isan-karazany. Izany dia vokatry ny fananany ala honko midadasika izay mirefy 64 000ha. Miantoka ny fihariana sy ny velontenan’ny mponina maro ireo ala honko ireo indrindra ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 10, 2025
Hanomezana endrika tsara ny village touristique ao Mahajanga dia novolena voanio 53 fototra manamorona ny arabe ao an-toerana ary nodiovina ihany koa ny moron-dranomasina. Hetsika izay mirindra amin’ny fankalazana ny 8 martsa taterahina ao Mahajanga. Nitarika ity...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 10, 2025
🏡🏭Vokatry ny fitarainana nampitaina teto anivon’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) mahakasika ny fisiana setroka maloto miteraka fandotoana ny rivotra avy amina orinasa iray eny Ivato – Antananarivo dia nanatanteraka...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 7, 2025
Anisan’ireo faritra mizaka ny vokadratsin’ny fiovan’ny toetrandro ny faritra Menabe. Lasibatra ao anatin’izany ny moron-dranomasina izay efa velaran-tany maro no lasa natelin’ny ranomasina. Zava- dehibe ho an’ny Faritra arak’izany...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
Face aux défis du changement climatique et de la déforestation, Madagascar et la République du Congo renforcent leur coopération pour la protection de l’environnement. Le 3 mars 2025, à l’occasion de la Journée africaine de l’Environnement et de la Journée Wangari...